Fandaharana

Fantaro ny FITANDREMANA PARIS
-oooOoooIreto avy ny Fiangonana mirafitra ao amin’ny Fitandremana :
-
FLM Paris
FLM Bruxelles
FLM Suisse “zanam-piangonana”
FLM Le Mans “zanam-piangonana”
FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (F.L.M.)
Synodam-Paritany FLM Eoropa
Fileovana Paris
Fitandremana Paris
FLM Paris : Renivohitry ny Fitandremana
Pastora Edmond RAHARIJAONARIVELO,
Tel: 0609953501
Mail: [email protected]
Internet : www.flmparis.org
Fifandraisana (contact)
- FLM Paris: Katekista Randriamalala Mirahoson
0621566498
- FLM Bruxelles :Katekista Rtoa RAKOTOMAVO Emelie
003223433704
- FLM Suisse : Mr Jacques ROSE
0041244418413
- FLM Le Mans : Mr DODO Njaka
0981023099
JESOSY IRERY IHANY
Paris 22-23 Novambra 2014
Teny Faneva :
“...Itafio Jesosy Kristy”
Rom. 13v14
.
Sabotsy: 7, rue de Poitiers 75007 Paris, RER Musée d’Orsay
Alahady ; 7, rue Marie Rose, 75014 Paris, Metro Alésia
Asabotsy 22 Novambra 2014
Alahady 23 Novambra 2014
Tolak’andro
-----14h00
Fandraisana sy Fandaminana:
- FBL FLM Paris
15h00 FOTOANA FANOKAFANA
Mpitarika :Rtoakely Rakotomavo Meva
Vakiteny: T.T : Atoa Njaka Dodo, FLM Le Mans
Epistily. Rtoa Ratsimbazafy Bakoarisoa, FLM Paris
Toriteny: Kakestista Randriamalala Mirahoson
“Kolosiana 3.12”
-----11h30 Fanompoam-pivavahana misy fandraisana ny fanasan’nyTompo
Hira fidirana (Prelude): 174
Vavaka Fanombohana Katekista Randriamalala Mirahoson
Hira : 226
Fiaikem-pahotana sy fanambarana famelankeloka
Leksiona sy Epistily
Test.Taloha: Eks. 28.1-4, Atoa Rakotomavo Stanislas, FLM Bruxelles
Leksiona: Apok. 7.9-17, Rtoa Rafara Paulette, FLM Paris
Hira : 667
Filazantsara : Mat 22.1-14
Hira : 510
Fiarahabana: Pastora Edmond Raharijaonarivelo
Filazan-draharaha
Rakitra
Vavaka Famaranana : Atoa DODO Daniel, FLM Le Mans
TORITENY: Pastora Edmond Raharijaonarivelo
« Itafio Jesosy Kristy” Rom. 13:14
Hira: KTLM
Filazan-draharaha
Rakitra
KTLM
16h00 : FAMPIANARANA
Mpitarika : Atoa Eugene Fruteau
Hira : 254
FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO Hira: 107, 109, 98, 92
Hira : 266
Vakiteny : TT : Rtoa Ramahemanana Stéphanie , FLM Suisse.
TSO-DRANO
Mpampianatra: Pastora Raseta
“Ny fitafiana araka ny Soratra Masina“
Hira farany (Postlude) : KTLM
Rakitra
Vavaka Farany : Katekista Randriamalala Mirahoson
Vavaka famaranana: Irma Ramiandrasoa, FLM Paris
Feon’orga
17h00: Asa sy fampaherezana
Mpitarika : Atoa KOLO Pierre
Toriteny: Atoa Andriamalala Ratovoherisoa. “Efes. 6. 10-11”.
NB: 9h00 FIVORIAN’NY KOMITY FITANDREMANA
Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany. Amena!