VOLITSAINA HO AMIN’NY FAHATSARANA « Aoka ny fitiavana ho amin'ny tsi-fihatsaram-belatsihy; mankahalà ny ratsy; mifikira amin'ny tsara ». Romana 12,9 « …mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra ».( 2 Timoty 3,17) RANAIVONIARIVO Tiana Alisoa Mpitandrina 1- FANTARO TSARA NY FIKAMBANANA SY NY MPIKAMBANA HERY FANARARAOTRA (FORCES) (OPPORTUNITE) IVELANY AVY AO ANATY FAHALEMENA AMBANA (Faiblesses) (Menaces) 2- TRANDRAHO NY TALENTA SY NY FANOMEZAM-PAHASOAVANA Aza matahotra na misalasala manontany sy maka torohevitra amin’ny olona manana traikefa sy haifitrandraka 3- ATAOVY AKAIKY HO MPANOLOTSAINA NY MANANA HAIFITRANDRAKA Aza matahotra na misalasala manontany sy maka torohevitra amin’ny olona manana traikefa sy haifitrandraka 4- FEHEZO NY TANDINON-DOZA • Manana jery lavitra ny amin’izay mety ho tandindon-doza • Tombano ny tandindon-doza syny fiatraikany • Tadiavo ny vahaolana entina hiatrika izany 5- MANAOVA TETIK’ASA MAHOMBY « Fa Andriamanitra no miasa ao anatinareo na ny fikasana na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony ». (Filipiana 2,13) 6- OMEO LANJA NY FANJOHINA • Tomban’ezaka: mialoha-anelanelam-potoanaaoriana. • Fanjohina: mandritra ny asa • Tsikera fanatsarana 6- OMEO LANJA NY FANJOHINA (Success – Weaknesses – Potentials - Obstacles ) Fahombiazana Tanjaka (succès) (Potentialité) Lesoka Sakana (Echecs) (Obstacles) JERY TODIKA NY LASA BANJINA NY HO AVY •Miabo •Miiba Fahombiazana Tanjaka (succès) (Potentialité) Lesoka Sakana (Echecs) (Obstacles)
© Copyright 2025 ExpyDoc