Isantelovolana Paris Oktobra 2014

Fantaro ny FILEOVANA PARIS
-oooOooo-
FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (F.L.M.)
Synodam-paritany FLM Eoropa
Ireto avy ny Fiangonana mirafitra ao amin’nyFileovana :
-
Fileovana Paris
FLM Paris ; FLM Bruxelles
FLM Limoges ; FLM Bordeaux
FLM Orléans ; FLM Châteauroux
FLM Suisse ; FLM Le Mans
FLM Paris : Renivohitry ny Fileovana
Pastora Edmond RAHARIJAONARIVELO, mpitondra Fileovana
Tel: 0609953501
Mail: [email protected]
Pastora Randriamalala Edson, mpitondra Fitandremana Limoges
Tel : 0676440160
Mail : [email protected]
Pastora Raseta, mpitondra Fitandremana Orléans
Tel : 0753111232
Mail : [email protected]
ISAN-TELOVOLANA FAHA-27
Fifandraisana (contact)
- FLM Paris : Katekista Mirahoson Randriamalala
0621566498
- FLM Limoges : Katekista Noro MOURTON,
0555321971
- FLM Châteauroux : Katekista Solo RATOVOHERY,
0660632945
- FLM Orléans : Katekista Maurice RAJOHARISON,
0954167163
- FLM Bordeaux : Pastora RANDRIAMALALA Edson
0676440160
- FLM Bruxelles : Katekista RAKOTOMAVO Emelie
003223433704
- FLM Suisse : Mr Jacques ROSE
0041244418413
- FLM Le Mans : Mr DODO Njaka
0981023099

JESOSY IRERY IHANY
Paris 11-12 Oktobra 2014
« Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia
izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra. » I Kor 14 :12
Sabotsy 11 Oktobra : 7 rue de Poitiers, Paris 7ème.
RER Musée d’Orsay
Alahady 12 Oktobra: 7 rue Marie Rose, Paris 14ème
Metro Alésia
SABOTSY 11 Oktobra 2014
ALAHADY 12 Oktobra 2014
7 rue de Poitiers, Paris 7ème
7 rue Marie Rose, Paris 14ème
_______________________________________________________________________
12H00: Fandraisam-bahiny
11H00
15H00 Fotoana fanokafana
Mpitarika: Katekista Noro Mourton
Vakiteny I: Fit. Orléans (ISam.2. 1-10)
Vakiteny II: Fit. Paris (Rom.9.14-33)
Alitara sy Toriteny: Pastora RASETA (Mar.2.18-28)
Fiarahabana: Pastora Raharijaonarivelo Edmond
Filazan-draharaha
Rakitra sy Tso-drano
Vavaka farany: Katekista Ratovohery Soloharisoa
Hira fidirana: 500
Pastora: Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amen!
Vavaka Fanombohana : Katekista Rajoharison Maurice
16HOO
Hira 268
Filazantsara
Mpitarika: FLM Limoges
Vakiteny: Rtoa Bazolia Sophie
Fampiarana: ny Fiangonana “eklesiolojia”
Pastora Randriamalala Edson
Rakitra
Vavaka famaranana
Hira 372
Leksiona sy Epistily
-Test.Taloha : Katekista Rakotomavo Emelie (II Tant 17 : 1-19)
-Epistily: Katekista Noro Mourton (Rom 12: 1-18)
Hira 443
TORITENY:
Pastora Edmond Raharijaonarivelo
17H00 Fialana hetaheta
Hira: KTLM Fileovana
18H00 Fotoana ny Fifil
Mpitarika: Atoa Rasolo Tantely
Toriteny: Katekista Rakotomavo Emelie (Apok.2.1-7)
Asa sy Fampaherezana
Filazan-draharaha
20H00 SAKAFO + Vokatra
Vavaka fisaorana: Rtoa Raharijaonarivelo Nirina
Fanompoam-pivavahana
Rakitra 441, 446, 44O
Hira 254
FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO
Hira 266
TSO-DRANO
NB: 2OH30 – 22H00 FIVORIAN’NY KOMITY
Hira farany : KTLM Fileovana
VavakaFarany : Katekista Randriamalala Mirahoson
Feon’orga