375 kB 28th Feb 2014 Malagasy Language Booklet 2014

Malagasy language:
Useful phrases
Greetings
Hello! (rural areas)
Hello! and How are You?
I'm fine, thank you.
Goodbye!
Salama!
Manao ahoana!
Tsara fa misaotra.
Veloma!
Useful words
English
Yes
No
Please
Thank you
You're welcome
Excuse me
Sorry
For
Because
I don't understand.
Yes, I understand.
Help!
Anglisy
Eny
Tsia, Tsy
Azafady
Misaotra
Tsy misy fisaorana.
Azafady with arm and hand
pointing to the ground
Miala tsiny
Ho an'ny
Satria
Tsy mazava, or tsy azoko.
Eny, mazava (or azoko).
Vonjeo!
Questions
Who?
What?
When?
Where?
Why?
How?
How many?
How much?
What's your name?
Can you help me please?
Where are the toilets?
Do you speak English?
Iza?
Inona?
Rahoviana?
Aiza?
Fa maninona?
Ahoana?
Firy?
Hoatrinona?
Iza no anaranao?
Afaka manampy ahy ve
ianao azafady?
Aiza ny efitrano fivoahana?
(Aiza ny V.C.?)
Miteny anglisy ve ianao?
Other useful terms
I do not speak Malagasy.
I do not speak French.
I am thirsty.
I am hungry.
I am tired.
I need the toilet.
I would like to go to Antsirabe.
That's expensive!
I'm hungry for some rice.
What can I do for you?
I like...
Tsy mahay teny malagasy
aho.
Tsy mahay teny frantsay
aho.
Mangetaheta aho.
Noana aho.
Vizaka aho.
Poritra aho.
Te-handeha any Antsirabe
aho.
Lafo be izany!
Noana vary aho.
Inona no azoko atao ho
anao?
Tiako...
Numbers
one
two
three
four
five
six
seven
eight
nine
ten
eleven
twelve
twenty
thirty
forty
fifty
sixty
seventy
eighty
ninety
one hundred
two hundred
one thousand
ten thousand
isa/iray
roa
telo
efatra
dimy
enina
fito
valo
sivy
folo
iraika ambin'ny folo
roa ambin'ny folo
roapolo
telopolo
efapolo
dimampolo
enim_polo
fitopolo
valopolo
sivifolo
zato
roan-jato
arivo
iray alina