4. Eklesia Manakara

ANDRIAMATOA RAKOTONANDRASANA JEAN HUBERT
Mamangy antsika rehetra amin’ny anaran’ilay tia antsika dia izy Tompo
Andriamanitra Ray sy Jesoa Krist Zanany
Efa nanoratra ihany aho tamin’ny hernandro lasa , dia mbola manoratra indray
Mandinika aho , ary tsy fantako ny fomba fiasanareo mikasika fandefasana
fanampiana ho aty Madagasikara
Raha ohatra ka tsy mety aminareo ny kaontin’olona tokana izay amin’ny
kaontiko manokana
Dia ireto Kaontin’ny Developpement Anglikanina ato amin’ny Faritra Atsimo
Atsinana , na ny Kaontin’ny Diosezinay izay Diosezin’i Fianarantsoa
Izay mety aminareo amin’izy telo ireo
Efa naposaka tamin’ny fivoriam-ben’ny Diosezy teto Mananjary tamin’ny 23 26 Septambra 2014 mikasika io projet , ary ny hifehezana azy ka hatanteraka ny
Fitoriana ny Filazantsara ataon’ny Anglikanina amin’iny faritra iny
Miangavy Anao an-tanandroa mba hilaza amiko rehefa mandefa ny fanampiana
amin ny iray amin’ireo Kaonty Banky telo voalaza
Voalohany
LA BANQUE POUR l’ENVOI DE FONDS
1- TITULAIRE DE COMPTE : Anglican Development Service South and South
East
2- LA BANQUE BENEFICIEE:
BFV –SOCIETE GENERALE
3- ADRESSE DE LA BANQUE : Agence Mananjary,
Rue de Fianarantsoa
Tanambazaha
MANANJARY 317
MADAGASCAR
4- NUMERO DU COMPTE :
00360 -05004006265 -61
5- LA BANQUE DE CONTACT : BFV –SOCIETE GENERALE
14 , Rue General Rabehevitra
BP 196
Antaninarenina
ANTANANARIVO 101
MADAGASCAR
SWIFT :
BFAVMGMG – Tel ( 261) 020 22 20691
FAX ( 261) 020 22 371 40
Site: www.bfvsg.m
Mananjary anio 19 Oktobra 2014
Reverend Canon Randriambelotsoa Justin
Email : [email protected]
LA BANQUE DU DIOCESE
1-NOM DE LA BANQUE :
BNI DE MADAGASCAR
2-ADRESSE DE LA BANQUE : 74 Rue du 26 Juin 1960 – 101 Antananarivo
3-IBAN No : MG 4600005000524739599020035
4-SWIFT code: CLMDDMGMG
5-TITULAIRE DU COMPTE : EKLESIA EPISKOPALY MALAGASY DIOSESY
FIANARANTSOA
6-ADRESSE DE LA BANQUE BENEFICIEE : AMPASAMBAZAHA BP 1418 301
FIANARANTSOA
Raiso Andriamatoa President –ny Fkmsm ny Haja amam-boninahitra atolotro
Anao
Mananjary anio 19 Oktobra 2014
Reverend Canon Randriambelotsoa Justin
Email : [email protected]